FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 23:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa izao kosa no holazaina: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah, izay nampody sy nitondra an’ilay taranaky ny firenen’Israely niakatra avy tany amin’ilay tany any avaratra sy avy tany amin’ny toerana rehetra nanaparitahako azy.’ Dia honina ao amin’ny taniny tokoa izy ireo.”+

  • Amosa 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “‘Ary hamboleko eo amin’ny taniny izy ireo ka tsy hongotana intsony hiala amin’ilay tany nomeko azy’,+ hoy i Jehovah Andriamanitrao.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara