35 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Nanadino ahy+ sy nanary ahy tany ivohonao ianao,+ ka hizaka ny vokatry ny fitondran-tenanao baranahiny sy ny fivarotan-tena nataonao.’”
14 Nanomboka nanadino ny Mpanao+ azy ny Israely, ka nanorina tempoly maro.+ Ny Joda kosa nanao tanàna maro be nisy manda.+ Dia handefasako afo ireny tanànany ireny, ka holevonin’ny afo ny tilikambo fonenana isan-tanàna.”+