2 Mpanjaka 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary nataon’i Farao Neko ho mpanjaka handimby an’i Josia rainy i Eliakima+ zanak’i Josia Mpanjaka, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Fa i Joahaza kosa nalainy ka nentiny tany Ejipta, ary maty tany.+ 2 Tantara 36:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dimy amby roapolo taona i Joiakima+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny foana izy.+ Daniela 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Joiakima+ mpanjakan’ny Joda, dia tonga tany Jerosalema i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, ka nanao fahirano azy.+
34 Ary nataon’i Farao Neko ho mpanjaka handimby an’i Josia rainy i Eliakima+ zanak’i Josia Mpanjaka, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Fa i Joahaza kosa nalainy ka nentiny tany Ejipta, ary maty tany.+
5 Dimy amby roapolo taona i Joiakima+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny foana izy.+
1 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Joiakima+ mpanjakan’ny Joda, dia tonga tany Jerosalema i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, ka nanao fahirano azy.+