FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 24:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Valo ambin’ny folo taona i Joiakina+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Nehosta, zanak’i Elnatana avy any Jerosalema.

  • 2 Mpanjaka 24:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nataony sesitany tany Babylona+ àry i Joiakina.+ Ary nentiny avy any Jerosalema koa ny renin’ny mpanjaka+ sy ireo vadin’ny mpanjaka ary ny tandapany,+ mbamin’ny olona ambony teo amin’ilay tany, mba hatao sesitany tany Babylona.

  • 2 Tantara 36:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary tamin’ny fiandohan’ny taona,+ dia naniraka ny mpanompony+ i Nebokadnezara Mpanjaka, ka nentina ho any aminy tany Babylona+ i Joiakina mbamin’ny zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah.+ Ary nataony mpanjakan’ny Joda sy Jerosalema i Zedekia+ rahalahin-drain’i Joiakina.+

  • Jeremia 22:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Soraty ho isan’ny tsy manan-janaka io lehilahy io,+ dia lehilahy tsy hahita fahombiazana mandritra ny androm-piainany. Tsy hisy amin’ny taranany na iray aza hahita fahombiazana,+ ka hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida+ sy hanjaka ao Joda.’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara