Jeremia 34:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary i Zedekia mpanjakan’ny Joda+ sy ny andrianany dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy eo an-tanan’ireo mifofo ny ainy ary eo am-pelatanan’ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona,+ izay niala teo aminareo ka tsy nanafika anareo indray.’+ Jeremia 37:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nisy tafik’i Farao nivoaka avy any Ejipta.+ Ren’ireo Kaldeanina nanao fahirano an’i Jerosalema izany, ka niala tsy nanafika an’i Jerosalema indray izy ireo.+
21 Ary i Zedekia mpanjakan’ny Joda+ sy ny andrianany dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy eo an-tanan’ireo mifofo ny ainy ary eo am-pelatanan’ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona,+ izay niala teo aminareo ka tsy nanafika anareo indray.’+
5 Ary nisy tafik’i Farao nivoaka avy any Ejipta.+ Ren’ireo Kaldeanina nanao fahirano an’i Jerosalema izany, ka niala tsy nanafika an’i Jerosalema indray izy ireo.+