FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Nahoana isika no mipetra-potsiny eto? Andao hifamory ka hiditra ao amin’ireo tanàna misy manda+ ary ho faty ao. Nataon’i Jehovah Andriamanitsika izay hahafaty antsika.+ Ary nomen’i Jehovah rano misy poizina isika hosotrointsika,+ satria nanota taminy.

  • Jeremia 35:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa rehefa niakatra i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona mba hanafika an’ilay tany,+ dia hoy izahay: ‘Andao hiditra ao Jerosalema ka honina ao.+ Manafika mantsy ny tafiky ny Kaldeanina sy ny tafiky ny Syrianina!’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara