- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 25:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
23 Raha vao ren’ny lehiben’ny tafika rehetra+ sy ny miaramilany fa nanendry an’i Gedalia ny mpanjakan’i Babylona, dia nankany amin’i Gedalia tany Mizpa izy ireo,+ izany hoe i Ismaela zanak’i Netania, sy Johanana zanak’i Karea, sy Seraia zanak’i Tanometa Netofatita, ary Jazania zanak’ilay Makatita, niaraka tamin’ny miaramilany avy.
 
 -