Ezra 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nanao antso avo aho hoe hisy fifadian-kanina teo amin’ny reniranon’i Ahava, mba hahafahanay hanetry tena+ teo anatrehan’Andriamanitray, ka hangatahana azy hitarika ny dianay+ miaraka amin’ny zanakay madinika+ sy ny fanananay rehetra. Ohabolana 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Eritrereto izy amin’izay rehetra ataonao,+ dia hataony mandeha tsara ny fiainanao.+
21 Dia nanao antso avo aho hoe hisy fifadian-kanina teo amin’ny reniranon’i Ahava, mba hahafahanay hanetry tena+ teo anatrehan’Andriamanitray, ka hangatahana azy hitarika ny dianay+ miaraka amin’ny zanakay madinika+ sy ny fanananay rehetra.