1 Samoela 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa nolazain’i Samoela taminy ny zava-drehetra, fa tsy nisy nafeniny. Dia hoy i Ely: “Avy amin’i Jehovah izany! Aoka hataony izay hitany fa mety.”+ Asan’ny Apostoly 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary tamin’izany dia tsy niahotra aho nilaza taminareo izay rehetra nahasoa, sy nampianatra+ anareo ampahibemaso sy isan-trano.+
18 Koa nolazain’i Samoela taminy ny zava-drehetra, fa tsy nisy nafeniny. Dia hoy i Ely: “Avy amin’i Jehovah izany! Aoka hataony izay hitany fa mety.”+
20 Ary tamin’izany dia tsy niahotra aho nilaza taminareo izay rehetra nahasoa, sy nampianatra+ anareo ampahibemaso sy isan-trano.+