10 Ary manendry anao hanana fahefana eo amin’ireo firenena sy fanjakana+ aho anio, mba hanongotra sy handrodana, handringana sy handrava,+ ary hanorina sy hamboly.”+
15 Fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamiko: “Raiso etỳ an-tanako ity kaopy misy ny divain’ny fahatezerako ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra anirahako anao.+