1 Samoela 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nisy fiarovan-doha varahina teo amin’ny lohany, ary nanao akanjo nisy takela-barahina nifanindritsindry toy ny kiran-trondro izy, ka sekely dimy arivo ny lanjan’ny varahina tamin’ilay akanjo.+
5 Nisy fiarovan-doha varahina teo amin’ny lohany, ary nanao akanjo nisy takela-barahina nifanindritsindry toy ny kiran-trondro izy, ka sekely dimy arivo ny lanjan’ny varahina tamin’ilay akanjo.+