- 
	                        
            
            Ezekiela 12:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        3 Koa manamboara entana ianao, ry zanak’olona, hoatran’ny hoe hatao sesitany. Dia mandehana any an-tsesitany amin’ny andro antoandro, eo imason’izy ireo, ka mialà eo amin’izay misy anao, mba ho any an-tsesitany any an-toeran-kafa. Ary ataovy eo imason’izy ireo izany. Angamba mba ho tonga saina izy ireo, na dia taranaka mpikomy+ aza. 
 
-