Zefania 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Amin’izany andro izany no hitondrako jiro hanaovako savahao an’i Jerosalema,+ ka hamaliako an’ireo lehilahy izay toy ny faikan-divay mihandrona,+ ary manao anakampo hoe: ‘Sady tsy hanao soa i Jehovah no tsy hanisy ratsy.’+
12 “Amin’izany andro izany no hitondrako jiro hanaovako savahao an’i Jerosalema,+ ka hamaliako an’ireo lehilahy izay toy ny faikan-divay mihandrona,+ ary manao anakampo hoe: ‘Sady tsy hanao soa i Jehovah no tsy hanisy ratsy.’+