FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 9:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tonga tany Jezirela+ i Jeho tamin’ny farany, ka ren’i Jezebela+ izany. Dia nanao manjamaso+ mainty izy, sady nandravaka ny lohany,+ ka nitazana teo am-baravarankely.+

  • Ezekiela 23:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Mbola naniraka olona ho any amin’ireo lehilahy avy lavitra koa izy ireo ka nandefa iraka tany,+ dia tonga tokoa ireny.+ Dia nandro ianao noho ireny,+ ary nanisy manjamaso+ sy nanao firavaka.+

  • Apokalypsy 17:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nanao akanjo volomparasy+ sy mena midorehitra+ ravehivavy sady niravaka volamena sy vatosoa ary perla.+ Teny an-tanany dia nisy kaopy volamena+ feno zava-maharikoriko+ sy zava-maloton’ny fijangajangany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara