FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “‘Aza didididiana ny vatanareo rehefa misy olona* maty,+ ary aza asiana tombokavatsa* ny tenanareo. Izaho no Jehovah.

  • 1 Mpanjaka 18:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia niantsoantso faran’izay mafy izy ireo. Ary nandidididy+ ny vatany tamin’ny sabatra kely sy ny lefona izy ireo araka ny fanaony, mandra-pikorianan’ny ra tamin’ny tenany.

  • Jeremia 47:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ho sola+ i Gaza,+ ary ho rava i Askelona.+ Mandra-pahoviana ianareo mponina sisa eny amin’ny lemaka iva no handidididy ny vatanareo?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara