Obadia 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fisavana re izany natao tamin’ny taranak’i Esao izany!+ Notadiavina fatratra ireo harenany miafina. Malakia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 fa i Esao+ kosa halako, ka nataoko lao ny tendrombohiny+ ary ny lovany nataoko fonenan’ny alikadia any an-tany efitra.”+
6 Fisavana re izany natao tamin’ny taranak’i Esao izany!+ Notadiavina fatratra ireo harenany miafina.
3 fa i Esao+ kosa halako, ka nataoko lao ny tendrombohiny+ ary ny lovany nataoko fonenan’ny alikadia any an-tany efitra.”+