Salamo 68:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ray ho an’ny kamboty ray ary mpitsara ho an’ny mpitondratena+Andriamanitra, izay ao amin’ny fonenany masina.+ Hosea 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy hamonjy anay i Asyria,+ ary tsy hitaingin-tsoavaly izahay.+ Tsy hiteny amin’ny asan’ny tananay intsony izahay hoe: “Ry Andriamanitray ô!”, satria noho ianao no anehoana famindram-po amin’ny kamboty ray.’+ Jakoba 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Izao no fivavahana madio+ sady tsy misy loto+ eo imason’Andriamanitra Raintsika: Ny mikarakara ny kamboty+ sy ny vehivavy mpitondratena+ amin’ny fahoriany,+ ary ny miaro tena hatrany tsy ho voapentimpentin’izao+ tontolo izao.+
5 Ray ho an’ny kamboty ray ary mpitsara ho an’ny mpitondratena+Andriamanitra, izay ao amin’ny fonenany masina.+
3 Tsy hamonjy anay i Asyria,+ ary tsy hitaingin-tsoavaly izahay.+ Tsy hiteny amin’ny asan’ny tananay intsony izahay hoe: “Ry Andriamanitray ô!”, satria noho ianao no anehoana famindram-po amin’ny kamboty ray.’+
27 Izao no fivavahana madio+ sady tsy misy loto+ eo imason’Andriamanitra Raintsika: Ny mikarakara ny kamboty+ sy ny vehivavy mpitondratena+ amin’ny fahoriany,+ ary ny miaro tena hatrany tsy ho voapentimpentin’izao+ tontolo izao.+