Obadia 1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny fahitan’i Obadia: Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony, momba an’i Edoma:+ “Nandre tatitra avy amin’i Jehovah izahay, ary nisy iraka nalefa tany amin’ireo firenena hilaza hoe: ‘Mitsangàna! Andao hiady aminy!’”+
1 Ny fahitan’i Obadia: Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony, momba an’i Edoma:+ “Nandre tatitra avy amin’i Jehovah izahay, ary nisy iraka nalefa tany amin’ireo firenena hilaza hoe: ‘Mitsangàna! Andao hiady aminy!’”+