Salamo 107:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa notorotoroiny ny varavarana varahina+Ary notapahiny ny bara vy hidiny.+ Isaia 45:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Handeha eo alohanao aho+ ka handravona ny mikitoantoana.+ Hopotipotehiko ny vavahady varahina, ary hotapahiko ny bara hidiny vy.+ Amosa 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hotapahiko ny bara hidim-bavahadin’i Damaskosy,+ ary haringako ny mponina ao Bikata-avena sy ny mpitana ny tehim-panjakana ao Beti-edena. Ary hatao sesitany any Kira ny mponin’i Syria”,+ hoy i Jehovah.’
2 “Handeha eo alohanao aho+ ka handravona ny mikitoantoana.+ Hopotipotehiko ny vavahady varahina, ary hotapahiko ny bara hidiny vy.+
5 Hotapahiko ny bara hidim-bavahadin’i Damaskosy,+ ary haringako ny mponina ao Bikata-avena sy ny mpitana ny tehim-panjakana ao Beti-edena. Ary hatao sesitany any Kira ny mponin’i Syria”,+ hoy i Jehovah.’