Isaia 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ho voatrobaka izay rehetra hita ao, ary ho lavon-tsabatra izay rehetra tratra ao.+ Daniela 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tamin’iny alina iny ihany dia novonoina i Belsazara mpanjakan’ny Kaldeanina,+