2 Tantara 36:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+ Jeremia 20:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa isaky ny miteny aho, dia mitaraina. Miantsoantso aho hoe: “Herisetra sy fandrobana!”+ Noho ny tenin’i Jehovah no anaovana tsinontsinona ahy sy anarabiana ahy mandrakariva.+
16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+
8 Fa isaky ny miteny aho, dia mitaraina. Miantsoantso aho hoe: “Herisetra sy fandrobana!”+ Noho ny tenin’i Jehovah no anaovana tsinontsinona ahy sy anarabiana ahy mandrakariva.+