FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 dia hataoko ho vavolombelona hiampanga anareo ny lanitra sy ny tany+ anio, fa tsy ho ela ianareo dia ho ripaka tokoa ka tsy ho eo amin’ilay tany izay halainareo ho fanananareo eny ampitan’i Jordana. Tsy ho lava andro iainana ianareo eo, fa ho ringana+ tokoa.

  • Isaia 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Aoka ny lanitra hihaino,+ ary aoka ny tany hanongilan-tsofina, fa izao no nolazain’i Jehovah: “Efa nitaiza sy nahalehibe zanaka aho,+ nefa nikomy tamiko izy ireo.+

  • Daniela 9:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitsara anay.+ Koa nahatonga loza lehibe taminay ianao, ka na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra, dia mbola tsy nisy loza sahala amin’ny nanjo an’i Jerosalema.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara