- 
	                        
            
            Eksodosy 15:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
26 Ary hoy koa Izy: “Raha mihaino tsara ny feon’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, ary manao izay mahitsy eo imasony ka tena mihaino ny didiny sy mitandrina ny fitsipiny rehetra,+ dia tsy hisy halefako aminareo ny aretina nalefako tamin’ny Ejipsianina,+ fa izaho no Jehovah izay manasitrana anareo.”+
 
 -