2 Mpanjaka 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanorina alitara tao an-tranon’i Jehovah izy,+ nefa efa nilaza momba io trano io i Jehovah hoe: “Ao Jerosalema no hametrahako ny anarako.”+ 2 Tantara 33:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanorina alitara+ tao an-tranon’i Jehovah koa izy, nefa efa nilaza momba io trano io i Jehovah hoe: “Ho ao Jerosalema mandritra ny fotoana tsy voafetra ny anarako.”+ Jeremia 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Samy nandoto ny tenany na ny mpaminany na ny mpisorona.+ Hitako tao an-tranoko koa ny faharatsian’izy ireo”,+ hoy i Jehovah. Jeremia 32:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Nataony tao amin’ilay trano niantsoana ny anarako ireo zava-maharikoriko notompoiny, mba handotoana ny tranoko.+
4 Nanorina alitara tao an-tranon’i Jehovah izy,+ nefa efa nilaza momba io trano io i Jehovah hoe: “Ao Jerosalema no hametrahako ny anarako.”+
4 Nanorina alitara+ tao an-tranon’i Jehovah koa izy, nefa efa nilaza momba io trano io i Jehovah hoe: “Ho ao Jerosalema mandritra ny fotoana tsy voafetra ny anarako.”+
11 “Samy nandoto ny tenany na ny mpaminany na ny mpisorona.+ Hitako tao an-tranoko koa ny faharatsian’izy ireo”,+ hoy i Jehovah.
34 Nataony tao amin’ilay trano niantsoana ny anarako ireo zava-maharikoriko notompoiny, mba handotoana ny tranoko.+