Mpitsara 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tamin’izay no nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly,+Satria niriotra mafy dia mafy ny soavalilahy. Jeremia 47:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ho ren’ny raim-pianakaviana ny fikatrokatroky ny kitron-tsoavaly,+ sy ny firodorodon’ny kalesin’ady,+ ary ny fikotrokotroky ny kodiarany,+ ka tsy hitodika hamonjy an’ireo zanany akory izy ireo satria hiraviravy tanana.
3 Ho ren’ny raim-pianakaviana ny fikatrokatroky ny kitron-tsoavaly,+ sy ny firodorodon’ny kalesin’ady,+ ary ny fikotrokotroky ny kodiarany,+ ka tsy hitodika hamonjy an’ireo zanany akory izy ireo satria hiraviravy tanana.