Salamo 146:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+Eny, ny Andriamanitrao ry Ziona ô, hatramin’ny taranaka fara mandimby.+Miderà an’i Jah!+ Salamo 149:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka ny Israely hifaly amin’Ilay Be Voninahitra Mpanao azy.+Ary aoka ny zanak’i Ziona hiravoravo amin’ilay Mpanjakan’izy ireo.+ Isaia 33:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa i Jehovah no Mpitsara+ antsika, Jehovah no Mpanome lalàna+ antsika, Jehovah no Mpanjakantsika,+ ary izy no hamonjy antsika.+
10 Ho mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+Eny, ny Andriamanitrao ry Ziona ô, hatramin’ny taranaka fara mandimby.+Miderà an’i Jah!+
2 Aoka ny Israely hifaly amin’Ilay Be Voninahitra Mpanao azy.+Ary aoka ny zanak’i Ziona hiravoravo amin’ilay Mpanjakan’izy ireo.+
22 Fa i Jehovah no Mpitsara+ antsika, Jehovah no Mpanome lalàna+ antsika, Jehovah no Mpanjakantsika,+ ary izy no hamonjy antsika.+