FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 79:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 79 Nidiran’ireo firenena ny lovanao, Andriamanitra ô!+

      Nolotoiny ny tempolinao masina,+

      Ary nataony korontam-bato miavosa i Jerosalema.+

  • Isaia 25:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa nataonao lasa korontam-bato ny tanàna, lasa antontan-javatra rava ny tanàna voaro mafy, ary nofoananao ny tilikambo fonenan’ny vahiny. Dia tsy haorina intsony ilay tanàna, hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+

  • Jeremia 26:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Naminany tamin’ny andron’i Hezekia mpanjakan’ny Joda+ i Mika+ avy any Moreseta,+ ka nilaza tamin’ny mponin’i Joda rehetra hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Hasaina toy ny saha+ i Ziona ary ho lasa korontam-bato miavosa i Jerosalema.+ Ary ny tendrombohitra misy ny Tranon’Andriamanitra dia ho toy ny toerana avo any an’ala.”’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara