Isaia 42:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Iza aminareo no hanongilan-tsofina hihaino an’izany? Iza no handinika sy hihaino any am-parany?+ Hosea 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Iza no hendry ka hahazo ny hevitr’izany?+ Ary iza no malina ka hahalala an’izany?+ Fa mahitsy ny lalan’i Jehovah,+ ka ny marina no handeha eo,+ fa ny mpandika lalàna kosa ho lavo eo.+
9 Iza no hendry ka hahazo ny hevitr’izany?+ Ary iza no malina ka hahalala an’izany?+ Fa mahitsy ny lalan’i Jehovah,+ ka ny marina no handeha eo,+ fa ny mpandika lalàna kosa ho lavo eo.+