Jeremia 23:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy hitony ny fahatezeran’i Jehovah raha tsy efa vitany+ sy tanterany ny hevitra ao am-pony.+ Handinika izany ianareo any am-parany, ka ho azonareo tsara ny hevitr’izany.+ Ezekiela 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah. Tsy niteniteny foana tokoa aho+ rehefa nilaza fa hahatonga izany loza izany amin’izy ireo.”’+
20 Tsy hitony ny fahatezeran’i Jehovah raha tsy efa vitany+ sy tanterany ny hevitra ao am-pony.+ Handinika izany ianareo any am-parany, ka ho azonareo tsara ny hevitr’izany.+
10 Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah. Tsy niteniteny foana tokoa aho+ rehefa nilaza fa hahatonga izany loza izany amin’izy ireo.”’+