FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Tsy hiala amin’ny lalanao anie ny diako!+

      Tsy hangozohozo mihitsy ny tongotro, eo amin’ny lalanao.+

  • Salamo 37:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Manomana ny lalan-kizoran’ny lehilahy tomady i Jehovah,+

      Ary finaritra amin’ny lalany.+

  • Ohabolana 16:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ankino amin’i Jehovah+ ny asanao, dia hahomby izay kasainao.+

  • Ohabolana 20:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 I Jehovah no mitarika ny dian’ny lehilahy tomady.+ Ary ataon’izay olombelona ahoana no hahalala ny lalan-kalehany?+

  • Jeremia 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Mamitaka mihoatra noho ny zava-drehetra ny fo, sady sarotra fehezina.+ Iza no mahalala ny aminy?

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara