Salamo 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+ Matio 24:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 ka hanasazy azy faran’izay mafy+ ary handefa azy any amin’ny mpihatsaravelatsihy. Any izy no hitomany sy hitoloko.+
6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+
51 ka hanasazy azy faran’izay mafy+ ary handefa azy any amin’ny mpihatsaravelatsihy. Any izy no hitomany sy hitoloko.+