FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Izay nihinana ny tavin’ny sorona natolotr’izy ireo,+

      Ary nisotro ny divay nateriny ho fanatitra zava-pisotro?+

      Aoka ireny hitsangana hanampy anareo,+

      Ary aoka ireny ho toerana azonareo iafenana.+

  • Isaia 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nilaza ianareo hoe: “Efa nanao fifanekena tamin-dRafahafatesana+ izahay, ary efa nahita fahitana+ niaraka tamin’ny Fasana.* Tsy hahatratra anay ny ranotrambo mitosaka be rehefa mandalo, satria ny lainga no ataonay fialofana,+ ary miafina ao amin’ny fitaka izahay.”+

  • Jeremia 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy misaina mihitsy ny olona rehetra ka tsy mahalala.+ Ho menatra ny mpanefy rehetra fa nanao sary sokitra.+ Fitaka fotsiny ny sarivongana metaly nataony,+ fa tsy misy aina.+

  • Habakoka 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Inona no soa entin’ny sary sokitra+ nefa ilay namorona azy ihany no nanao sokitra azy? Ary inona no soa entin’ny sarivongana metaly sy ny mpampianatra lainga+ nefa ilay namorona azy ihany no natoky azy,+ ka nanao andriamanitra tsy misy dikany sady moana?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara