- 
	                        
            
            Jeremia 5:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
6 Noho izany, dia misy liona mivoaka avy any an’ala ka mamely azy. Misy amboadia koa avy any amin’ny lemaka karakaina, ka mandringana azy.+ Ary misy leopara mamitsaka eny an-tanànany,+ ka rotidrotehiny izay rehetra mivoaka avy ao. Be dia be mantsy ny fahadisoan’izy ireo ary imbetsaka mihitsy izy ireo no nivadika.+
 
 -