Eksodosy 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 I Jehovah dia mpiady mahery.+ Jehovah no anarany.+ Salamo 83:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+ Jeremia 33:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanao+ ny tany, dia i Jehovah ilay Mpamolavola+ azy io mba ho mafy orina,+ eny, ilay antsoina hoe Jehovah:+
18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+
2 “Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanao+ ny tany, dia i Jehovah ilay Mpamolavola+ azy io mba ho mafy orina,+ eny, ilay antsoina hoe Jehovah:+