2 Tantara 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nandritra ny fotoana ela ny Israely+ dia tsy nanana tena Andriamanitra, na mpisorona nampianatra,+ na Lalàna. Ezekiela 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Hifanesisesy ny fahoriana+ sy ny vaovao ratsy. Ary hitady fahitana avy amin’ny mpaminany ny olona.+ Ho zava-poana ny lalàna eo am-bavan’ny mpisorona, ary ho zava-poana koa ny torohevitra avy amin’ny anti-panahy.+
3 Nandritra ny fotoana ela ny Israely+ dia tsy nanana tena Andriamanitra, na mpisorona nampianatra,+ na Lalàna.
26 Hifanesisesy ny fahoriana+ sy ny vaovao ratsy. Ary hitady fahitana avy amin’ny mpaminany ny olona.+ Ho zava-poana ny lalàna eo am-bavan’ny mpisorona, ary ho zava-poana koa ny torohevitra avy amin’ny anti-panahy.+