FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 11:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 eny, izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Hitodika manokana amin’izy ireo aho, ka ho fatin-tsabatra ny tovolahy,+ ary ho faty mosary ny zanany lahy sy ny zanany vavy.+

  • Fitomaniana 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Mitsangàna! Aoka ianao hitaraindraina isan’alina, rehefa manomboka ny fiambenana maraina.+

      Aborahy eo anatrehan’i Jehovah ny ao am-ponao+ ka avelao hikoriana toy ny rano.

      Asandrato ho aminy ny tananao+ noho ny amin’ny ain’ny zanakao,

      Izay safotra eny an-joron-dalana rehetra eny, noho ny mosary.+

  • Fitomaniana 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Main’ny hetaheta ny zaza minono ka niraikitra tamin’ny lanilaniny ny lelany.+

      Nangataka hanina ny ankizy,+ nefa tsy nisy nanome.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara