FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 49:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Toerana rava sy aolo, ary tany simba no eo aminao izao.+ Kely loatra ianao ka tsy antonona ho an’ny mponina eo aminao, ary efa lasa lavitra ireo mpandrapaka anao.+

  • Jeremia 51:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 “Lanin’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona aho.+ Nampisahotaka ahy izy. Nataony toy ny vilany tsy misy na inona na inona tavela aho. Toy ny bibilava ngezabe nitelina ahy izy,+ ka ny zava-mahafinaritra nananako no namenoany ny kibony. Nokobaniny aho ka nesoriny tsy ho eo amin’ny taniko.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara