Jeremia 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mihainoa ny tenin’i Jehovah ianareo vehivavy, ary aoka ianareo hanongilan-tsofina amin’ny teny aloaky ny vavany. Dia ampianaro hira fitomaniana+ ny zanakareo vavy, ary aoka ny vehivavy samy hampianatra ny namany hira fisaonana.+
20 Mihainoa ny tenin’i Jehovah ianareo vehivavy, ary aoka ianareo hanongilan-tsofina amin’ny teny aloaky ny vavany. Dia ampianaro hira fitomaniana+ ny zanakareo vavy, ary aoka ny vehivavy samy hampianatra ny namany hira fisaonana.+