Deoteronomia 28:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Ho voaozona izay aloaky ny kibonao,+ sy ny vokatry ny taninao,+ sy ny zanaky ny omby sy ny ondry aman’osinao.+ Jeremia 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Ho fatin’ny aretina ireny,+ ary tsy hitomaniana+ na halevina,+ fa ho zezika eny ambonin’ny tany.+ Ho ripaky ny sabatra sy ny mosary ireny,+ ary ny fatiny ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia.’+ Hosea 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Na mitaiza aza izy ireo, dia hataoko fongana ny zanany ka tsy hisy ho lasa lehilahy lehibe.+ Hahita loza koa izy ireo rehefa ialako!+
18 “Ho voaozona izay aloaky ny kibonao,+ sy ny vokatry ny taninao,+ sy ny zanaky ny omby sy ny ondry aman’osinao.+
4 ‘Ho fatin’ny aretina ireny,+ ary tsy hitomaniana+ na halevina,+ fa ho zezika eny ambonin’ny tany.+ Ho ripaky ny sabatra sy ny mosary ireny,+ ary ny fatiny ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia.’+
12 Na mitaiza aza izy ireo, dia hataoko fongana ny zanany ka tsy hisy ho lasa lehilahy lehibe.+ Hahita loza koa izy ireo rehefa ialako!+