Rota 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia hoy izy tamin’ireo: “Aza miantso ahy hoe Naomy, fa antsoy hoe Mara aho satria tena nampangidy ny fiainako ilay Mahery Indrindra.+ Joba 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy mamela ahy haka aina kely akory izy,+Fa mamoky ahy tsy an-kijanona amin’ny zava-mangidy.
20 Dia hoy izy tamin’ireo: “Aza miantso ahy hoe Naomy, fa antsoy hoe Mara aho satria tena nampangidy ny fiainako ilay Mahery Indrindra.+