FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nankasitraka+ anay nandritra ny fotoana fohy ianao, ry Jehovah Andriamanitray, ary nasianao niangana+ izahay ka nafahanao, ary nomenao toerana mafy orina* tao amin’ny toeranao masina izahay, mba hampamirapiratra ny masonay,+ ry Andriamanitray ô, sy mba hamelombelona kely anay na dia andevozina aza izahay.+

  • Salamo 77:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Tsy hisy intsony mandrakizay ve ny hatsaram-panahiny feno fitiavana?+

      Dia tsy ho tanteraka intsony mandrakizay ve ny teniny?+

  • Salamo 106:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Nahatsiaro ny fifanekena nataony tamin’ireo izy, mba hitsimbinana azy ireo,+

      Ary nanenina izy, satria lehibe tokoa ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+

  • Malakia 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Fa izaho no Jehovah ary tsy miova aho.+ Taranak’i Jakoba ianareo, ka tsy ho fongotra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara