FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 59:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tsy eo tokoa ny fahamarinana,+ ary voaroba izay mifady ny ratsy.+

      Nahita izany i Jehovah, ary ratsy eo imasony ny tsy fisian’ny rariny.+

  • Habakoka 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Madio loatra ny masonao ka tsy tia mijery zava-dratsy, ary tsy mahajery faharatsiana ianao.+ Nahoana no jerenao fotsiny ny mpamitaka,+ ary nahoana no mangina ianao rehefa atelin’ny ratsy fanahy ny olona marina kokoa noho izy?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara