Salamo 103:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy mamaly antsika araka ny fahotantsika izy,+Na mamaly ny fahadisoantsika araka izay tokony ho sahaza antsika.+ Mika 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa satria efa nanota tamin’i Jehovah aho,+ dia hozakaiko ny fahatezerany mandra-pitsarany ahy sy hanomezany rariny ahy.+ Hoentiny ho eo amin’ny mazava aho, ka hijery ny fahamarinany.+
10 Tsy mamaly antsika araka ny fahotantsika izy,+Na mamaly ny fahadisoantsika araka izay tokony ho sahaza antsika.+
9 Koa satria efa nanota tamin’i Jehovah aho,+ dia hozakaiko ny fahatezerany mandra-pitsarany ahy sy hanomezany rariny ahy.+ Hoentiny ho eo amin’ny mazava aho, ka hijery ny fahamarinany.+