46 “Raha manota aminao izy,+ fa tsy misy olombelona tsy manota,+ ka tezitra mafy aminy ianao ary avelanao ho azon’ny fahavalo izy, ka entin’ny mpamabo azy any amin’ny tanin’ny fahavalo, na lavitra na akaiky,+
2 Tsia, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo,+ ary ny fahotanareo ihany no mahatonga azy hanafina ny tavany mba tsy hihainoany anareo.+
13 “Ry zanak’olona, raha mivadika amiko ny tany iray ka manota amiko,+ dia haninjitra ny tanako hamely azy aho. Koa hotapahiko tsy hisy ao intsony ny hazo fihantonan’ny mofo boribory.*+ Ary handefasako mosary ao amin’ilay tany,+ dia haripako daholo ny olona sy ny biby fiompy ao.”+