1 Mpanjaka 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 dia haringako tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho eo anatrehako,+ ary ny Israely hatao teny fanarabiana+ sy teny fanesoana eo amin’ny firenena rehetra. Fitomaniana 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny sazin’ny oloko zanakavavy vokatry ny fahadisoany, dia lehibe noho ny sazin’i Sodoma vokatry ny fahotany,+Eny, i Sodoma izay noravana indray mipy maso, ary tsy nisy tanana namonjy.+
7 dia haringako tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho eo anatrehako,+ ary ny Israely hatao teny fanarabiana+ sy teny fanesoana eo amin’ny firenena rehetra.
6 Ny sazin’ny oloko zanakavavy vokatry ny fahadisoany, dia lehibe noho ny sazin’i Sodoma vokatry ny fahotany,+Eny, i Sodoma izay noravana indray mipy maso, ary tsy nisy tanana namonjy.+