Nomery 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mitenena amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy lehilahy na vehivavy manao voady manokana ho Nazirita+ eo anatrehan’i Jehovah, Mpitsara 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy tokoa. Ary tsy tokony hokasihin-kareza ny lohany,+ satria ho Nazirita+ ho an’Andriamanitra ilay zaza raha vao mivoaka avy any an-kibo.+ Ary izy no hanomboka hamonjy ny Israely eo an-tanan’ny Filistinina.”+
2 “Mitenena amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy lehilahy na vehivavy manao voady manokana ho Nazirita+ eo anatrehan’i Jehovah,
5 Fa hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy tokoa. Ary tsy tokony hokasihin-kareza ny lohany,+ satria ho Nazirita+ ho an’Andriamanitra ilay zaza raha vao mivoaka avy any an-kibo.+ Ary izy no hanomboka hamonjy ny Israely eo an-tanan’ny Filistinina.”+