Deoteronomia 28:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Ary tsy ho afaka hiala sasatra+ ianao any amin’ireo firenena ireo, sady tsy hahita toerana hametrahanao ny faladianao. Hataon’i Jehovah mipararetra ny fonao+ sy ho simba ny masonao+ ary ho kivy ianao any.
65 Ary tsy ho afaka hiala sasatra+ ianao any amin’ireo firenena ireo, sady tsy hahita toerana hametrahanao ny faladianao. Hataon’i Jehovah mipararetra ny fonao+ sy ho simba ny masonao+ ary ho kivy ianao any.