FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 34:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Raha mampisy filaminana izy, iza no hanameloka azy?

      Ary raha manafina ny tavany izy,+ iza no hahita azy?

      Mitovy ihany ny vokany na firenena manontolo+ no anaovany izany na olon-tokana.

  • Salamo 34:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy,+

      Mba tsy hotsarovana etỳ an-tany intsony ireny.+

  • Isaia 59:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tsia, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo,+ ary ny fahotanareo ihany no mahatonga azy hanafina ny tavany mba tsy hihainoany anareo.+

  • Jeremia 18:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Haparitako eo anoloan’ny fahavalony izy ireo, toy ny ataon’ny rivotra avy any atsinanana.+ Ary homeko lamosina izy ireo fa tsy hatrehiko,+ amin’ny andro hahitany loza.”

  • Hebreo 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy araka ilay fifanekena+ nataoko tamin’ny razany, tamin’ny andro nitantanako azy nivoaka avy tany Ejipta+ anefa izany, satria tsy nitana ny fifanekena nataoko taminy izy ireo,+ ka tsy niraharaha azy ireo intsony aho’, hoy i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara