FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 30:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia hanjary hahamenatra anareo ny fiarovan’i Farao,+ ary hahafa-baraka anareo ny fialofana eo ambany alok’i Ejipta.+

  • Isaia 31:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Olombelona ihany+ ny Ejipsianina, fa tsy Andriamanitra, ary nofo ihany ny soavaliny,+ fa tsy fanahy. Haninjitra ny tanany i Jehovah, dia tsy maintsy ho tafintohina ilay manampy, ary hianjera ilay ampiana,+ ka hiaraka ho levona izy rehetra.

  • Jeremia 37:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izao no holazainareo amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hanontany ahy:+ “Hiverina any amin’ny taniny, any Ejipta, ny tafik’i Farao izay nivoaka hanampy anareo.+

  • Ezekiela 29:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia tsy maintsy ho fantatry ny mponina rehetra any Ejipta fa izaho no Jehovah,+ satria efa tehina bararata ho an’ny taranak’Israely izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara