FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Hanompo ny fahavalonao+ izay halefan’i Jehovah hiady aminao ianao, na dia noana+ sy mangetaheta aza, sady mitanjaka sy tsy manana na inona na inona. Ary hasiany zioga vy eo amin’ny vozonao, mandra-pandringany tanteraka anao.+

  • Jeremia 27:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘“‘Hosaziko amin’ny sabatra+ sy ny mosary+ ary ny areti-mandringana+ ny firenena na fanjakana tsy mety manompo an’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, sy izay tsy mety mampidina ny vozony ho eo ambany ziogan’ny mpanjakan’i Babylona’, hoy i Jehovah, ‘mandra-pandringako azy tanteraka amin’ny alalan’i Nebokadnezara.’+

  • Jeremia 28:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Zioga vy no hataoko eo am-bozon’ireny firenena rehetra ireny, mba hanompoan’ireny an’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona,+ ka tsy maintsy hanompo azy tokoa ireny.+ Ary homeko azy hatramin’ny bibidia.”’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara